Ataovy Namanao i Jehovah Lesona 11: Mahaiza Mamela Heloka HANDEFA Lesona 11: Mahaiza Mamela Heloka Hoatran’ny ahoana izany hoe mamela heloka tanteraka? Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hiverina Manaraka Mety ho Tianao Koa ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH—KILALAO Inona no Hataonao? Jereo ilay video hoe ‘Mahaiza Mamela Heloka.’ Ataovy pirinty izay sary marina ary lokoy. VIDEOS Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah. FAMPIANARAN’NY BAIBOLY Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.