Ataovy Namanao i Jehovah Lesona 34: Ampio ny Hafa HANDEFA Lesona 34: Ampio ny Hafa Niteny i Jesosy hoe: “Sitrako tokoa.” Ahoana no hanahafanao azy? Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hiverina Manaraka Mety ho Tianao Koa ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH—KILALAO Ampio ny Hafa Afaka manampy olona ianao, hoatran’ny nataon’i Jesosy tamin’ilay boka. VIDEOS Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah. FAMPIANARAN’NY BAIBOLY Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.