Ho hitanao ato ny famintinana fohy ny bokin’i Joba. Resahina ao amin’io boky io ilay adihevitra momba ny zo hitondra an’izao rehetra izao.