Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra?

Inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra?

Ny Fanjakan’Andriamanitra no tena noresahin’i Jesosy. Fa inona moa ny Fanjakan’Andriamanitra? Inona ny soa ho azonao rehefa mitondra izy io?