Tahafo ny Finoan’izy Ireo: Abrahama, Fizarana 1
Im-be dia be mihitsy i Abrahama no nampiseho hoe natoky tanteraka an’i Jehovah Andriamaniny izy.
Mety ho Tianao Koa
MANEHOA HERIM-PO HO AN’ANDRIAMANITRA
Abrahama—Lehilahy Voalohany Niady ho An’i Jehovah
Vonona hanavotra an’i Lota zana-drahalahiny i Abrahama. Inona no ianarantsika avy amin’izany? Inona no nataon’i Jehovah rehefa hitany hoe be herim-po sy manam-pinoana i Abrahama?
TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO
Abrahama—“Rain’izay Rehetra Manam-pinoana”
Ahoana no nanehoan’i Abrahama ny finoany? Inona no tianao hotahafina amin’i Abrahama?
NY TILIKAMBO FIAMBENANA
Saraha—“Vehivavy Tsara Tarehy Ianao”
Hitan’ireo olona ambony tany Ejipta fa tsara tarehy be i Saraha. Mety tsy hampoizinao mihitsy ny zava-nitranga taorian’izay.
NY TILIKAMBO FIAMBENANA
Ilay Nantsoin’Andriamanitra hoe “Andriambavy”
Nahoana no tena nety tamin’i Saraha io anarana vaovao io?
FAMPIANARAN’NY BAIBOLY
Fitaovana Fianarana Baiboly
Fidio izay fomba fianarana Baiboly tianao dia ho faly sy ho afa-po ianao.
FAMPIANARAN’NY BAIBOLY
Hanandrana An’ilay Fianarana
Afaka mianatra Baiboly maimaim-poana miaraka amin’ny mpampianatra iray ianao.

