Malagasy
Inona no Tokony Hataoko Raha Nanao Fahadisoana Aho?
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/502700106/univ/art/502700106_univ_sqr_xl.jpg
mtl

Ny Fiainanay Tanora: Inona no Tokony Hataoko Raha Nanao Fahadisoana Aho?

Ny Fiainanay Tanora: Inona no Tokony Hataoko Raha Nanao Fahadisoana Aho?

Hitan’i Thalila sy José hoe rehefa manao fahadisoana iray ianao, dia mora mahavita fahadisoana hafa avy eo. Inona no nanampy an-dry zareo tsy hanao fahadisoana be dia be?