Malagasy
Nahoana Aho no Mino? Mandresy ny Tsy Rariny ny Fitiavana
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1112023012/univ/art/1112023012_univ_sqr_xl.jpg
rff

Nahoana Aho no Mino? Mandresy ny Tsy Rariny ny Fitiavana

Nahoana Aho no Mino? Mandresy ny Tsy Rariny ny Fitiavana

Tia manampy olona i Alwande sy Emma. Lasa nazoto nitory momba ny fampanantenan’ny Baiboly àry ry zareo, mba hampisy fiovana maharitra eo amin’ny fiainan’ny olona. Miray saina amin’ny hafa koa anefa ry zareo dieny izao.