Hevitry ny Olona Momba ny Niandohan’ny Fiainana

Petr Muzny: Manazava ny Finoany Ilay Mpahay Lalàna

Malagasy
Petr Muzny: Manazava ny Finoany Ilay Mpahay Lalàna
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102017109/univ/art/1102017109_univ_sqr_xl.jpg

Petr Muzny: Manazava ny Finoany Ilay Mpahay Lalàna

Petr Muzny: Manazava ny Finoany Ilay Mpahay Lalàna

I Petr dia manam-pahaizana momba ny lojika. Nianatra momba ny lalàn’ny antony sy vokany izy. Jereo hoe nahoana izany no nanova ny zavatra ninoany.