Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah

Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah.

Rota

Ahoana no nataon’i Rota rehefa nila fampaherezana ny namany?

Elia

Nieritreritra i Elia hoe izy irery no nanao tsara. Ahoana no nanampian’i Jehovah azy?

Mefiboseta

Inona no hanampy anao ho faly foana hoatran’i Mefiboseta, na dia misy tsy rariny mahazo anao aza?

Josefa

Ratsy saina tamin’i Josefa ny rahalahiny. Ahoana no nataon’i Josefa tamin-dry zareo?

Josoa sy Kaleba

Nahoana i Josoa sy Kaleba no be herim-po nefa ny olon-kafa natahotra?

Abigaila

Nisy olona iray nampian’i Abigaila mba tsy hanao ratsy fa hanao ny tsara. Ahoana no nataony?

Debora

Inona no hanampy anao ho be herim-po hoatran’i Debora?

Abela

Inona no azonao ianarana avy amin’i Abela, amin’izay koa ianao hanam-pinoana an’i Jehovah?

Jeremia

Inona no azonao ianarana avy amin’i Jeremia momba ny hoe mafana fo?

Hanania sy Misaela ary Azaria

Afaka ny ho lasa naman’i Jehovah ianao raha mankatò azy foana, hoatran’ny nataon’i Hanania sy Misaela ary Azaria.

Miala tsiny fa tsy misy teny mifanitsy amin’io nofidinao io.