Mbola mahasoa antsika ve ny torohevitr’i Jesosy?
“Izay rehetra tianareo hataon’ny olona aminareo ... dia mba ataovy aminy koa.”—Matio 7:12.
Nampianatra koa i Jesosy hoe:
-
Tsy hanahy be loatra isika raha mifantoka amin’izay tokony hatao androany fa tsy hatahotra hoe inona no mety hitranga rahampitso.—Matio 6:34.
-
Tokony hamela heloka isika.—Matio 6:14, 15.
Jereo ao amin’ny jw.org Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy.

