Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

‘Tsy Nisy Tsy Tanteraka ny Fampanantenany’

Efa ela ny Israelita no te hahita ny Tany Nampanantenaina. Tazana ihany ilay tany tamin’ny farany, rehefa avy nandeha an-tongotra ela be tany an-tany efitra izy ireo. I Josoa no nitarika azy ireo tamin’izany. Hankatò an’i Jehovah amin’ny fo manontolo ve izy ireo, ka hahita hoe tanteraka tokoa ny fampanantenany? Jereo ity video ity, dia vao mainka ianao hatoky fa ho tanteraka ny Tenin’Andriamanitra.