Efa Tsy Andriko Izany ny Fivoriambe!
Haka:
Tononkira Misy Naoty
1. “Andao handeha fivoriambe!
Aza tara an! ’Ndao hiomana aloha be.”
Ato ’zay ilaiko.
Ny foko hovohaiko.
’Njay ny mozika,
Hipetraka aho dia hihaino.
Fivoriambe ’nie izao!
(FIVERENANA)
Tafaray isika mianakavy.
Vahoaka tia an’i Jehovah.
Tafaray na tsy mitovy aza.
Mifankatia, mahafinaritra erỳ!
2. Manahoana indrỳ!
’Ndao mba ho etỳ
Fa tiako ho fantatra ny tantarandrỳ.
Soraty ao koa
’Zay mahasoa.
’Ndao hihaino tsara
Ary hihira amin’ny fo!
Fivoriambe ’nie izao!
(FIVERENANA)
Tafaray isika mianakavy.
Vahoaka tia an’i Jehovah.
Tafaray na tsy mitovy aza.
Mifankatia, mahafinaritra erỳ!
Tafaray isika mianakavy.
Vahoaka tia an’i Jehovah.
Samy miezaka hanome ’zay any am-pony anie,
Mifampiahy, dia faly erỳ!