Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah

 HIRA 85

Mifandraisa Tsara Ianareo

Mifidiana Raki-peo
Mifandraisa Tsara Ianareo
FILAHARANY
Soratra
Sary

(Romanina 15:7)

  1. 1. Jehovah no manasa antsika androany,

    Mba hianatra momba ny lalàny.

    Isika izao handray ny ranon’aina,

    Koa samy tonga soa! Eny, samy arahabaina!

  2. 2. Sambatra isika manana rahalahy,

    ’Zay tia antsika sy tena miahy.

    Mba mifandraisa tsara amin’ny fo,

    ’Reo vaovao ihany koa raiso an-tanan-droa.

  3. 3. Jehovah tsy manavaka tokoa,

    F’izay tso-po tiany avokoa.

    ’Sika rehetra notaomin’ny Ray,

    Koa mifandraisa tsara amin’ny tsirairay.