Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah

 HIRA 39

Miezaha ho Tsara Laza eo Imason’i Jehovah

Mifidiana Raki-peo
Miezaha ho Tsara Laza eo Imason’i Jehovah
FILAHARANY
Soratra
Sary

(Mpitoriteny 7:1)

  1. 1. Mandalo tsy tana Ny andro tsirairay,

    Ka ampiasao mba Hideranao ny Ray.

    Ampifalio ny fony, Ny marina hazòny,

    Dia tanteraho koa Ny sitrapony.

  2. 2. Harena sa laza No mahavariana etỳ?

    Madiva ho rava Ity tontolo ity!

    Raha ’zao tontolo izao No lasa namanao,

    Jehovah tsy mba Ho tia anao.

  3. 3. Ny anaranao koa Soratany ao am-po,

    Ianao ho tsaroany, Homeny valisoa.

    Raha tsara laza ianao Dia ho voasoratra ao

    Mandrakizay ny Anaranao.