Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Hira

Tena tiantsika ny lovantsika ara-panahy. Izany mihitsy no resahin’ireto hira ireto.

Manampy ny Finoana

Mila miezaka isika raha te hanana finoana matanjaka ary matokia fa hotahin’i Jehovah izany ezaka izany.

Ataoko An-tsaina Foana ny Fampahatsiahivanao

Asehoy amin’ny teny sy ny atao fa tena tianao ny fampahatsiahivan’i Jehovah.

Ho Tafarina Aho

Nafana fo nanompo an’i Jehovah ihany izy taloha, fa nihena izany avy eo. Jereo ato hoe inona no nahatonga azy te hiverina hivory indray.

Tiako Be Indrỳ ry Zanako Vavy

Raim-pianakaviana mandinika ny zanany vavy mihalehibe sy lasa tia ny fahamarinana.