Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Fampidirana

Fampidirana

AHOANA NY HEVITRAO?

Efa lany andro ve ny Baiboly, sa mbola mahasoa antsika? Hoy ny 2 Timoty 3:16, 17: “Ny Soratra Masina iray manontolo dia avy amin’ny herin’ny fanahy masin’Andriamanitra, ary mahasoa.”

Misy torohevitra mahasoa avy ao amin’ny Baiboly ato, sady misy soso-kevitra hanampy anao ho tia mamaky Baiboly.