NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Tianao ve ny Hotsidihina?

Malagasy
Tianao ve ny Hotsidihina?
/assets/ct/7e6416ec85/images/syn_placeholder_sqr.png
w09 1/12 p. 32
Tianao ve ny Hotsidihina?

Tianao ve ny Hotsidihina?

Na dia eto amin’​ity tontolo mikorontana ity aza, dia afaka ny ho sambatra ianao, raha mianatra ny Baiboly ka mahalala an’​Andriamanitra sy ny Fanjakany ary ny fikasany momba ny olombelona. Raha tianao ny hahazo fanazavana fanampiny, na fampianarana Baiboly maimaim-poana, dia manorata any amin’​ny Vavolombelon’​i Jehovah, B.P. 116, 105 Ivato, na any amin’​ny iray amin’​ireo adiresy ao amin’​ny pejy faha-4.