Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Noravana i Sodoma sy Gomora

Noravana i Sodoma sy Gomora

Ho An’ny Ankizy sy ny Tanora

Noravana i Sodoma sy Gomora

Toromarika: Tsara raha amin’ny toerana mangina ianao no mamaky ny andinin-teny eto ambany. Alao sary an-tsaina ilay tantara. Ataovy toy ny hoe teo mihitsy ianao, ka renao ny feo manodidina sy ny olona miteny, ary tsapanao ny fihetseham-pon’ireo olona asongadina ao.

ALAO SARY AN-TSAINA ILAY TANTARA.—VAKIO NY GENESISY 19:1-14.

Hoatran’ny ahoana, araka ny hevitrao, ny paozipaozin’ireo vahinin’i Lota?

․․․․․

Karazan’olona toy inona avy ilay vahoaka ratsy fanahy tonga tao amin’i Lota?

․․․․․

FAKAFAKAO ILAY TANTARA.—VAKIO NY GENESISY 13:7-13.

Fa naninona i Lota no lasa nipetraka tany Sodoma?

․․․․․

Nahoana i Jehovah no nahita fa tokony horinganina ny olona tany?

․․․․․

VAKIO NY GENESISY 19:15-26.

Inona avy no nataon’i Jehovah mba hanampiana an’i Lota?

․․․․․

Fa naninona no niherika ny vadin’i Lota?

․․․․․

Nahoana izy no noringanina?

․․․․․

AMPIHARO IZAY NIANARANAO. SORATY ETO IZAY NIANARANAO MOMBA NY...

Fiheveran’i Jehovah ny faharatsiana.

․․․․․

Fangoraham-pon’i Jehovah.

․․․․․

Fampitandreman’i Jehovah ny vahoakany, alohan’ny hampiharany ny didim-pitsarany.

․․․․․

Inona no hevitra hitanao hoe tena mahasoa anao, ao amin’io tantara io? Nahoana?

․․․․․

․․․․․