Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Jolay 2017

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 28 Aogositra ka hatramin’ny 24 Septambra 2017.

Nahafoy Tena Izy Ireo: Torkia

Nisy ezaka manokana natao mba hitoriana tany Torkia tamin’ny 2014. Inona no anton’ilay izy? Ary inona no vokany?

Tadiavo Ilay Tena Harena

Ahoana no azontsika ampiasana ny fananantsika, raha te hifandray kokoa amin’Andriamanitra isika?

“Miaraha Mitomany Amin’izay Mitomany”

Inona no azon’ny olona namoy havana atao mba hahazoana fampaherezana? Inona no azonao atao mba hampaherezana azy?

Nahoana Isika no Tokony Hidera An’i Jehovah?

Misy antony maro tokony hisaorantsika an’ilay Mpamorona ao amin’ny Salamo 147.

“Hotanterahiny Anie ny Fikasanao Rehetra”

Mila manapa-kevitra ny tanora hoe inona no hataony eo amin’ny fiainany. Mety hampahatahotra izany, nefa matokia fa hotahin’i Jehovah izay manaraka ny toroheviny.

Arovy ny Sainao

Miezaka mamitaka ny olona i Satana. Inona no tokony hataontsika mba tsy ho voafitany?

Fanontanian’ny Mpamaky

Mety ve raha manana basy ny Kristianina mba hiarovany ny tenany amin’ny olon-kafa?