NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Jolay 2016

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 29 Aogositra ka hatramin’ny 25 Septambra 2016.

Nahafoy Tena Izy Ireo: Ghana

Miatrika zava-tsarotra maro ireo mifindra any amin’ny toerana ilana mpitory bebe kokoa, nefa mahazo valisoa be dia be koa.

Aza Variana Manangona Fananana, fa Katsaho Ilay Fanjakana

Nohazavain’i Jesosy hoe nahoana isika no tokony hifehy tena mba tsy haniry hahazo zavatra foana.

Nahoana Isika no Tokony ‘Hiambina Hatrany’?

Misy zavatra telo mety hahatonga antsika tsy ho mailo tsara raha tsy mitandrina isika.

“Aza Matahotra fa Hanampy Anao Aho”

Tena namana tsy mivadika i Jehovah rehefa mitebiteby sy manana olana isika.

Ankasitraho ny Hatsaram-panahy Tsy Manam-paharoan’i Jehovah

Inona no fomba lehibe indrindra nanehoan’i Jehovah ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa amin’ny olombelona?

Torio ny Vaovao Tsara Momba ny Hatsaram-panahy Tsy Manam-paharoa

Nahoana ny “vaovao tsaran’ilay fanjakana” no manasongadina ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’i Jehovah?

Fanontanian’ny Mpamaky

Inona no dikan’ilay hoe natambatra ho iray ireo sampan-kazo roa resahin’ny Ezekiela toko faha-37?