Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 6 2017 | Inona no Fanomezana Tsara Indrindra?

AHOANA NY HEVITRAO?

Iza no tena afaka manome antsika ny fanomezana tsara indrindra?

“Avy any ambony ny fanomezana tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra, satria midina avy any amin’ny Rain’ny fahazavana eny amin’ny lanitra izany.”Jakoba 1:17.

Misy fanomezana iray faran’izay tsara nomen’Andriamanitra antsika. Hanampy antsika hankasitraka azy io ity gazety ity.

 

MATOAN-DAHATSORATRA

“Ity no Fanomezana Tsara Indrindra Azoko”

Tianao ve raha mba tena tian’ilay olona ny zavatra omenao azy, na tena tianao izay omena anao?

MATOAN-DAHATSORATRA

Te Hanome ny Tsara Indrindra

Tsy mora ny mahita hoe inona ny fanomezana tena mety amin’ny olona iray. Tsy mitovy mantsy ny olona, fa samy manana an’izay heveriny hoe tsara na sarobidy.

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Fanomezana Tsara Indrindra?

Maro be ny fanomezana nataon’Andriamanitra ho an’ny olombelona, fa misy iray tena miavaka.

Hoatran’ny Ahoana Marina ny Bika Aman’endrik’i Jesosy?

Efa hatry ny ela no ahitana ny sariny ny sangan’asan’ny mpanao zavakanto maro. Hoatrahoatran’ny ahoana ny bika aman’endriny, raha jerena ny Soratra Masina?

Ahoana no Tokony Hiheveranao ny Fahadisoanao?

Manao fahadisoana daholo isika, na antitra na tanora, ary na efa ampy traikefa na tsia. Ahoana anefa no hatao rehefa diso isika?

Nahoana no Be dia Be ny Baiboly?

Ho hitanao ato ny antony lehibe nahatonga an’izany.

Natao ho An’​ny Kristianina ve ny Krismasy?

Nankalaza azy io ve ireo olona tena akaiky an’​i Jesosy?

Inona no Lazain’​ny Baiboly?

Tonga dia matahotra ny olona raha vao mahare hoe Hara-magedona? Fa inona marina no tena dikan’​izy io?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Nahoana Ianareo no Tsy Manao Krismasy?

Be dia be no mankalaza Krismasy, na dia fantany aza hoe avy amin’ny mpanompo sampy io fety io. Nahoana kosa ny Vavolombelon’i Jehovah no tsy manao Krismasy?