Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Ny Tilikambo Fiambenana  |  No. 5 2017

Fampidiran-dresaka

Fampidiran-dresaka

AHOANA NY HEVITRAO?

Tena misy ve ny anjely? Hoy ny Baiboly:

“Derao i Jehovah, ry anjeliny mahery dia mahery, izay manatanteraka ny baikony sy mihaino ny feony.”Salamo 103:20.

Resahin’ity gazety ity izay lazain’ny Baiboly momba ny anjely, sy ny fomba anampiany antsika.