Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Fampidirana

Fampidirana

TIA ANAO VE ANDRIAMANITRA?

Rehefa misy loza mitranga na misy olona mijaly na maty, dia mety ho lasa saina ianao hoe mba mahita ny fijaliantsika ihany ve Andriamanitra. Milaza ny Baiboly hoe:

“Ny mason’i Jehovah mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany, fa ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy.”—1 Petera 3:12.

Resahin’ity gazety ity fa tena manampy antsika Andriamanitra. Hazavainy ato koa hoe inona no hataony mba hanafoanana ny zavatra rehetra mampijaly antsika.