Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 2 2016 | Nahoana i Jesosy no Nijaly sy Maty?

Nisy lehilahy iray maty ho antsika, 2 000 taona lasa izay. Inona no soa azonao avy amin’izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Tena Nitranga ve Izany?

Inona no manaporofo fa tena marina ny zavatra tantarain’ny Filazantsara momba an’i Jesosy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana i Jesosy no Nijaly sy Maty?

Nahoana no mahasoa antsika ny nahafatesan’i Jesosy?

Mety ve ny Mivavaka any Amin’ny Toerana Masina?

Manana toerana masina ny ankamaroan’ireo fivavahana lehibe eran-tany. Henoin’Andriamanitra kokoa ve ny vavaka raha any amin’izy ireny ilay izy no atao?

Ho Voaro Ianao Raha Mailo!

Asehon’ireo faminaniana ao amin’ny Baiboly fa kely sisa dia ho rava ity tontolo ity. Inona no tokony hataonao raha te ho voavonjy ianao?

Iza no Nanao An’ireo Toko sy Andininy ao Amin’ny Baiboly?

Nahoana no lasa be mpitia ilay fomba nizarana an’ireo toko sy andininy?

Iza moa ny Devoly?

Tokony hatahotra ny Devoly ve ianao?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Maty teo Amin’ny Lakroa ve i Jesosy?

Maro no mieritreritra hoe ny lakroa no tena famantarana ny Fivavahana Kristianina. Tokony hampiasaina amin’ny fivavahana ve izy io?