Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

MIFOHAZA! No. 6 2017 | Tsy Voafehy Intsony ve Izao Tontolo Izao?

Nahoana no miharatsy foana ny fiainana eran-tany?

Hoy ny Baiboly: ‘Tsy natao hitondra samirery ny fiainany ny olona.’​—Jeremia 10:23.

Resahin’ity gazety ity fa olona maro no mino hoe mbola hihatsara ny fiainana.

 

MATOAN-DAHATSORATRA

Mbola ho Voafehy Ihany ve Izao Tontolo Izao?

Mbola tsy notandindomin-doza hoatr’izao mihitsy ny tontolo misy antsika, tato anatin’ny 60 taona mahery. Efa ambivitra ve ny loza iray tsy roa aman-tany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Fanontaniana Mampiady Saina

Maro no mieritreritra hoe tsy ho voavaha intsony ny olana mahazo ny olombelona, rehefa mijery vaovao izy ireo. Tena ratsy tokoa ve ny fiainan’ny olona?

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Lazain’ny Baiboly?

Efa ela ny Baiboly no niresaka momba ny zava-dratsy misy ankehitriny.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ampianaro Hanetry Tena ny Zanakao

Ampio ny zanakao mba hahay hanetry tena nefa koa hatoky tena.

TANY SY MPONINA

Fitsidihana An’i Nouvelle-Zélande

Mahatratra telo tapitrisa isan-taona ny mpizaha tany any, na dia mitokana aza ilay firenena. Fa inona no mahaliana azy ireo any?

FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA

Alhazen

Angamba ianao mbola tsy nahare an’izany anarana izany. Azo inoana anefa fa mandray soa avy amin’ny asan’io lehilahy io ianao.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Anaran’​Andriamanitra

Mampiasa anaram-boninahitra be dia be ny olona rehefa mivavaka amin’​ilay Andriamanitra Mahery Indrindra. Manana anarana anefa izy.

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’​ny Mifohaza! 2017

Lisitry ny lahatsoratra nivoaka tamin’​ny 2017, arakaraka ny foto-kevitra.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Milazà ny Marina

Nahoana ianao no tokony hilaza ny marina foana?

Ahoana no Ahafantarako ny Fivavahana Marina?

Mety foana ve izay fivavahana tianao?