Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ ny Mifohaza! 2016
“Misaotra fa tonga amin’ny fotoana ilana azy ireny gazety ireny.” —Amy
Renim-pianakaviana i Amy. Nahita fomba maro hiatrehana ny olana fahita andavanandro izy, tao amin’ny Mifohaza! Olona an-tapitrisany koa eran-tany no nandray soa rehefa namaky Mifohaza!, izay mivoaka isaky ny roa volana. Midira ao amin’ny www.jw.org/mg, ary jereo ao ireo foto-kevitra resahina eto ambany.
FAHASALAMANA SY FITSABOANA
FANADINADINANA
Miresaka ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Fanjary Tsaika (Y. Hsuuw): No. 2
FIFANDRAISAN’NY OLOMBELONA
FIVAVAHANA
INONA NO LAZAIN’NY BAIBOLY?
LAHATSORATRA SAMIHAFA
SIANSA

