Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

MIFOHAZA! NO. 6 2016

Ahoana no Hisorohana Aretina?

Tena mety hankarary anao ny areti-mifindra, na aretina vaovao ilay izy na efa nisy taloha. Inona no fiarovan-tena tsara indrindra?

Ahoana no Hisorohana Aretina?

Miady amin’ny fahavalo maro ny vatanao isan’andro. Tsy hita maso sy misoko mangina izy ireny, nefa mety hahafaty.

Arovy ny Tenanao

Ho hitanao ato ireo zavatra dimy mety hankarary anao sy ny fomba hiarovan-tena amin’izy ireny.

Ny Kofehy Maditiditin’ny Betsimitsitekiteky

Mampiasa kofehy ny betsimitsitekiteky mba hiraiketana amin-javatra. Raha azon’ny mpikaroka tsara ny fomba fiasan’izy ireny, dia mety hahita fomba vaovao sy tsara kokoa hametahana zavatra amin’ny rindrina na hampifandraisana hozatra amin’ny taolana izy ireo.

Miezaha Hanaja ny Vadinao

Mila mifanaja foana ny mpivady, fa tsy hoe tsindraindray ihany. Ahoana àry no ampisehoanao hoe manaja ny vadinao ianao?

Didier Érasme

Voalaza fa mitovy amin’ireny olo-malaza ankehitriny ireny mihitsy izy. Fa inona no nampahalaza azy?

Mahavariana Ilay Trondro Mareva-doko

Miavaka ny lokon’io trondro kely io. Mahavariana koa ny fifandraisany amin’ny anemôna. Nahoana? Ho hitanao ato ny valin’izany.

Fanajana Fotoana

Mety hahatonga anao ho tsara laza ny fanajana fotoana. Inona no lazain’ny Baiboly momba izany? Inona no hanampy anao ho marim-potoana?

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Mifohaza! 2016

Lisitry ny lahatsoratra nivoaka tamin’ny 2016, arakaraka ny foto-kevitra.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Manaova Madio sy Milamina

Milamina daholo ny zavatra nataon’i Jehovah. Tianao koa ve ny mba hadio sy hilamina?

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Krismasy?

Mety ho gaga ianao raha mahafantatra ny tena niandohan’ireo fombafomba fanao rehefa Krismasy.