Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

MIFOHAZA! No. 3 2021 | Tokony Hino ve Ianao hoe Misy ny Mpamorona? Diniho ny Zava-misy

Samy manana ny heviny ny olona momba ny hoe ahoana no nampisy an’izao rehetra izao sy ny zavamananaina. Handinika ny zava-misy isika ato amin’ity gazety ity, dia ianao ihany amin’izay no hahita hoe inona no marina. Tongatonga ho azy ve izao rehetra izao, sa noforonin’Andriamanitra? Tena hahasoa anao ny mahafantatra ny valin’izany.

 

Inona no Hanampy Anao Hanapa-kevitra?

Olona maro no sahiran-tsaina raha tena misy ny Mpamorona na tsia.

Porofo eo Amin’izao Rehetra Izao

Toa natao hiainana mihitsy ny tany raha ny firafitr’izao rehetra izao no jerena. Tsy hoatran’ny hoe nisy Mpamorona ve tao ambadik’izany?

Porofo eo Amin’ny Zavamananaina

Lasa mahafinaritra ny planetantsika noho ireo zavamananaina eo aminy. Handinika ny zavamananaina isika mba hahitana hoe ahoana no nampisy azy ireny.

Zavatra Tsy Hain’ny Mpahay Siansa

Hain’ny mpahay siansa ve hoe ahoana no nampisy an’izao rehetra izao sy ny zavamananaina?

Inona no Lazain’ny Baiboly?

Mifanaraka amin’ny voka-pikarohana hitan’ny mpahay siansa ve ny fitantarana ao amin’ny Baiboly?

Nahoana no Zava-dehibe ny Valin’izany?

Raha resy lahatra ianao hoe tena misy Andriamanitra ary mahery indrindra izy, dia handray soa ianao dieny izao sy amin’ny hoavy.

Diniho Ireo Porofo

Aleo ianao mihitsy no mandinika raha azo inoana ihany hoe misy ny Mpamorona