Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

MIFOHAZA! NO. 2 2016

Boky Tsara Fotsiny ve ny Baiboly?

Misy antony matoa io no boky miely indrindra sy voadika amin’ny fiteny betsaka indrindra hatramin’izay.

MATOAN-DAHATSORATRA

Boky Tsara Fotsiny ve ny Baiboly?

Nahoana ny olona sasany no nanao vivery ny ainy mba hahazoana Baiboly sy hamakiana azy io?

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ampio ny Zanakao Hiatrika ny Fiovana eo Amin’ny Vatany

Misy soso-kevitra dimy hanampy anao amin’izany ato, ary miorina amin’ny Baiboly izy ireo.

Miresaka ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Fanjary Tsaika

Nino ny evolisiona ny Profesora Yan-Der Hsuuw, fa niova rehefa lasa mpikaroka.

THE BIBLE'S VIEWPOINT

Fanahiana

Mety hahasoa ny fanahiana nefa mety hanimba koa. Ahoana no hiatrehana azy io?

Ilay Boloky Tsara Tarehy

Ho hitanao ato ny mombamomba an’io vorona tsara tarehy io.

TOPY MASO ERAN-TANY

Maresaka Momba ny Fifandraisan’ny Olona

Hita tamin’ny voka-pikarohana vao haingana fa feno fahendrena ny torohevitry ny Baiboly.

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Nankaleo Ahy ny Fomba Fiainako

Mamo lava i Dmitry Korshunov. Nanomboka namaky Baiboly isan’andro anefa izy. Niova izy, ka lasa sambatra. Inona no nanampy azy?

Niova Ilay Voafonja

Nigadra i Donald taloha. Hazavainy anefa hoe lasa nahalala an’Andriamanitra izy rehefa nianatra Baiboly, ka niova ary lasa vady mahafinaritra.