Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

MIFOHAZA! No. 1 2017 | Inona no Hanampy An’ireo Tanora Kivy Be?

Betsaka ny tatitra ahitana hoe mihamaro foana izao ny tanora kivy be.

Inona ny vahaolana amin’izany, araka ny hevitrao?

Misy soso-kevitra hanampy an’ireo tanora kivy be ato amin’ity Mifohaza! ity. Resahina ato koa izay azon’ny ray aman-dreniny atao mba hanampiana sy hampaherezana azy ireo.

 

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Hanampy An’ireo Tanora Kivy Be?

Ahoana no ahalalana fa efa lasa aretina ilay izy? Inona no mahatonga azy io? Inona no azon’ny ray aman-dreny sy ny olon-kafa atao? Ho hitanao ato ny valin’ireo.

Mba Mitsikitsikia E!

Rehefa vokatry ny fo ny tsiky ataon’ny namanao na ny olona iray tsy fantatrao, dia lasa te hitsiky koa ianao sady mahazo aina.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Fanalana Zaza

Zaza 50 tapitrisa mahery no iniana esorina isan-taona. Tsy mety mihitsy ve ny manala zaza sa miankina amin’ny tsirairay?

“Tena Nanohina ny Fonay ny Fitiavan’izy Ireo”

Nisy horohoron-tany nirefy 7,8 amin’​ny maridrefy Richter tany Népal, ny asabotsy 25 Aprily 2015. Nasehon’​ny Vavolombelon’​i Jehovah taorian’​izy iny fa mifankatia sy mifanampy izy ireo.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Mahaiza Mankasitraka

Vao mainka hifankatia ny mpivady raha samy miezaka hahamarika ny toetra tsaran’​ny vadiny sady mampiseho hoe tia an’​ilay izy. Inona no hanampy anao hahay hankasitraka?

NISY NAMORONA VE?

Ny Volon’ny Vitsika Mivolombolafotsy any Sahara

Io no anisan’​ny bibikely mahazaka hafanana indrindra. Nahoana izy io no mahatanty hafanam-be toy izany?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Inona no Hataoko mba Tsy Hanahy Be Loatra Aho?

Resahina ato fa misy zavatra dimy azonao atao mba hahasoa anao ny fanahiana, fa tsy hisy vokany ratsy eo aminao.

Manampy ny Tra-boina ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Fantaro hoe ahoana no hanampianay ny mpiara-mivavaka aminay sy ny olon-kafa rehetra misy loza.