Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

MIFOHAZA! APRILY 2013

Vetivety Ianao dia Tafiditra!

Vetivety Ianao dia Tafiditra!

Manomboka izao dia hisy kaody manokana (QR) ao amin’ny Mifohaza! Mora ny miditra ao amin’ny tranonkalanay, noho io kaody io. Mila fitaovana elektronika entin-tanana misy kamerà sy Internet (tablette na smartphone) ianao, mba hahafahanao manao izany.

  1.   Makà programa afaka mamaky kaody QR, ao amin’ny Internet.
  2.   Sokafy ilay programa.
  3.   Alaivo sary ilay kaody QR.

Ho tafiditra avy hatrany ao amin’ny tranonkalanay ianao!