Malagasy
Inona no Horesahin’ny Mifohaza! Manaraka?
/assets/ct/79e1b14fff/images/syn_placeholder_sqr.png
g 12/12 p. 32

Inona no Horesahin’ny Mifohaza! Manaraka?

Inona no Horesahin’ny Mifohaza! Manaraka?

Ho mora vakina ny Mifohaza! manomboka amin’ny Janoary 2013. Nohatsaraina koa ny sary, ary hisy an’ireto karazan-dahatsoratra vaovao ireto: “Torohevitra ho An’ny Fianakaviana”, “Fanadinadinana”, “Tany sy Mponina”, ary “Fianarana avy Tamin’ny Lasa.” *

Ao amin’ny Mifohaza! Janoary 2013

Torohevitra ho An’ny Fianakaviana: “Ahoana no Hiresahanao Amin’ny Zanakao?”

Fanadinadinana: “Miresaka ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Simia”

Tany sy Mponina: “Fitsidihana An’i Cameroun”

^ Tsy ho hita isaky ny laharana ny sasany amin’ireo.