Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

MIFOHAZA! OKTOBRA 2012

Ahoana no Andraisan-tsoa Amin’ny Fianarana?

Ahoana no Andraisan-tsoa Amin’ny Fianarana?

Ahoana no fiheveranao ny fianarana?

  • Mankaleo sa mahaliana?
  • Mahakivy sa mahafa-po?
  • Mampiady saina sa mahafinaritra?

Inona no azonao atao raha tsy tia mianatra ianao? Ary raha efa tia mianatra ianao, inona no azonao atao mba handraisanao soa bebe kokoa? Hiresaka hevitra dimy avy ao amin’ny Baiboly isika.