Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | HEBREO 9-10

“Aloky ny Zavatra Tsara ho Avy”

“Aloky ny Zavatra Tsara ho Avy”

9:12-14, 24-26; 10:1-4, 19, 20

Ny tranolay masina dia mifanitsy amin’ny fandaharana nataon’Andriamanitra mba ho voavela ny helotsika. Ampifandraiso amin’izay mifanitsy aminy ny nomerao tsirairay.

  1. Ridao

  2. Afafy eo anoloan’ny Vata misy ny fifanekena ny ran’ny biby natao sorona

  3. Masina Indrindra

  4. Mpisoronabe

 
  • Jesosy

  • Lanitra

  • Omena an’i Jehovah ny vidin’ny sorom-panavotana

  • Nofon’i Kristy