Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JAKOBA 1-2

Inona no Mitarika Antsika ho Amin’ny Ota sy ny Fahafatesana?

Inona no Mitarika Antsika ho Amin’ny Ota sy ny Fahafatesana?

1:14, 15

Izao atao raha vao mitady hieritreri-dratsy ianao:

  • Miezaha hifantoka amin-javatra hafa.—Fi 4:8

  • Eritrereto ny ho vokany raha manaiky ho resin’ilay fakam-panahy ianao.—De 32:29

  • Mivavaha.—Mt 26:41

Inona ny zavatra tsara azonao saintsainina rehefa mitady hieritreri-dratsy ianao?