Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

30 Septambra–6 Oktobra

JAKOBA 1-2

30 Septambra–6 Oktobra
  • Hira 122 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Inona no Mitarika Antsika ho Amin’ny Ota sy ny Fahafatesana?”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Jakoba.]

    • Jk 1:14: Ny eritreri-dratsy no mahatonga ny fanirian-dratsy (g17.4 14 § 1-2)

    • Jk 1:15: Ny fanirian-dratsy no mahatonga antsika hanota, ary ny ota no mahatonga antsika ho faty (g17.4 14 § 3)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jk 1:17: Nahoana i Jehovah no antsoina hoe “Rain’ny fahazavana eny amin’ny lanitra”? (it “Hazavana, Fahazavana”: “Ilay nampisy ny hazavana” § 4)

    • Jk 2:8: Inona ilay hoe “mpanjakan’ny lalàna”? (it “Lalàna”: “Mpanjakan’ny lalàna”)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jk 2:10-26 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao. Asao hivory ilay olona. (th lesona 3)

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (4 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly. (th lesona 12)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhs 30 § 4-5 (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 45

  • Izany Foana Heverina”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Halaviro Izay Mety Hahatonga Anao Hivadika: Fialam-boly Ratsy.

  • Ry Ray Aman-dreny, Ampitandremo ny Zanakareo Amin’ny Hafatra Vetaveta: (7 min.) Lahateny ataon’ny anti-panahy (g 11/13 4-5).

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 86 § 1-7

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 130 sy Vavaka