Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

16-22 Septambra

HEBREO 11

16-22 Septambra
  • Hira 119 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Tena Ilaina ny Finoana”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • He 11:4: Inona no nahatonga an’i Abela hanana finoana matanjaka? (it “Finoana”: “Olona nanam-pinoana” § 1)

    • He 11:5: Inona ny valisoa nomen’i Jehovah an’i Enoka noho izy nanam-pinoana? (wp17.1 12 § 5)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) He 11:1-16 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA