Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JAONA 1-2

Ilay Fahagagana Voalohany Nataon’i Jesosy

Ilay Fahagagana Voalohany Nataon’i Jesosy

2:1-11

Manasongadina ny toetran’i Jesosy ilay fahagagana voalohany nataony. Nahoana io tantara io no ahitana hoe...

  • nahay nandanjalanja izy, ary nankafy fiainana?

  • nangoraka ny hafa izy?

  • nalala-tanana izy?