Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Septambra 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EZEKIELA 42-45

Naverina Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Marina!

Naverina Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Marina!

Tsy nivadika ny Jiosy sasany natao sesitany. Nanome toky azy ireo ny fahitan’i Ezekiela momba ny tempoly fa haverina amin’ny laoniny ny fivavahana marina. Nampahatsiahy azy ireo koa izy io fa ambony ny fitsipik’i Jehovah.

Ny mpisorona no hampianatra ny olona momba ny fitsipik’i Jehovah

44:23

Mampianatra antsika hanavaka ny madio sy ny tsy madio ny mpanompo mendri-pitokisana sy malina. Manomeza ohatra vitsivitsy. (kr 110-117)

Hanohana an’ireo mpiandraikitra ny vahoaka

45:16

Ahoana no ampisehoantsika fa manohana an’ireo anti-panahin’ny fiangonana isika?