Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Septambra 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | DANIELA 4-6

Manompo An’i Jehovah Mandrakariva ve Ianao?

Manompo An’i Jehovah Mandrakariva ve Ianao?

Anisan’ny fahazaran’i Daniela ny nivavaka. Tsy nisy navelany hisakana azy tsy hanao an’izany, na dia ny didin’ny mpanjaka aza

6:10

Inona no anisan’ny fahazarantsika mpanompon’i Jehovah?