Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

25 Septambra–1 Oktobra

DANIELA 4-6

25 Septambra–1 Oktobra
  • Hira 47 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Manompo An’i Jehovah Mandrakariva ve Ianao?”: (10 min.)

    • Da 6:7-10: Nanao vivery ny ainy i Daniela mba hahafahany manompo an’i Jehovah mandrakariva (w10 15/11 6 § 16; w06 1/11 24 § 12)

    • Da 6:16, 20: Voamarik’i Dariosy Mpanjaka hoe nifandray akaiky tamin’i Jehovah i Daniela (w03 15/9 15 § 2)

    • Da 6:22, 23: Notahin’i Jehovah i Daniela satria nanompo azy tsy tapaka (w10 15/2 18 § 15)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Da 4:10, 11, 20-22: Inona no mifanitsy amin’ilay hazobe tao amin’ny nofin’i Nebokadnezara? (w07 1/9 18 § 5)

    • Da 5:17, 29: Nahoana i Daniela no tsy nandray ny fanomezan’i Belsazara Mpanjaka tamin’ny voalohany, nefa avy eo nandray an’izany indray? (w89 1/1 30 § 3-5; dp 109 § 22)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Da 4:29-37

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) inv

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) inv: Miverina mitsidika olona efa nomena fanasana hanatrika fivoriana.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 120 § 16: Ampirisiho ilay mpianatra mba tsy hivadika na dia enjehin’ny fianakaviany aza.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA