Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Septambra 2017

 NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Aza Mivadika Rehefa Misy Fakam-panahy

Aza Mivadika Rehefa Misy Fakam-panahy

Jereo ilay video hoe Miezaha mba Tsy Hivadika toa An’i Jesosy: Rehefa Misy Fakam-panahy, ary valio ireto:

  • Noterena hanao inona i Serge mba hivadika amin’i Jehovah?

  • Inona no nanampy an’i Serge tsy hivadika?

  • Inona no mampiseho hoe nitondra dera ho an’i Jehovah ny tsy fivadihany?