Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Septambra 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | DANIELA 1-3

Hotahina Izay Tsy Mivadika Amin’i Jehovah

Hotahina Izay Tsy Mivadika Amin’i Jehovah

Manampy antsika ho tapa-kevitra kokoa ny tsy hivadika amin’i Jehovah ny tantaran’ireo Hebreo telo lahy

3:16-20, 26-29

Inona no atao hoe tsy mivadika amin’i Jehovah, raha jerena ireo andinin-teny eo ambany ireo?