Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Septambra 2017

 NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Aza Mivadika Rehefa Misy Havanao Voaroaka

Aza Mivadika Rehefa Misy Havanao Voaroaka

Jereo ilay video hoe Aza Mivadika fa Araho Foana ny Fitsipik’i Jehovah: Aza Mifandray Amin’ny Mpanao Ratsy Tsy Mibebaka, ary valio ireto:

  • Inona ny zava-tsarotra natrehin’ny ray aman-drenin’i Sonia, ka nety ho nahatonga azy ireo hivadika?

  • Inona no nanampy azy ireo tsy hivadika?

  • Inona no mampiseho fa nandray soa i Sonia noho izy ireo tsy nivadika?