Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

18-24 Septambra

DANIELA 1-3

18-24 Septambra
  • Hira 148 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Hotahina Izay Tsy Mivadika Amin’i Jehovah”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Da 1:5, 8: Nahoana i Daniela sy ny namany telo lahy no nieritreritra fa haloto izy ireo raha mihinana amin’ny sakafon’ny mpanjaka? (it “Mesaka”: “Tanora tsy nivadika”)

    • Da 2:44: Nahoana ny Fanjakan’Andriamanitra no tsy maintsy hanorotoro ny fanjakan’olombelona aseho amin’ilay sarivongana? (w12 15/6 17, efajoro; w01 15/10 6 § 4)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Da 2:31-43

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Is 40:22: Ampianaro ny Tena Marina: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Ro 15:4: Ampianaro ny Tena Marina: Omeo karatra JW.ORG ilay olona amin’ny farany.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w17.02 29-30: Foto-kevitra: Fantarin’i Jehovah Mialoha ve hoe Hoatran’ny Ahoana ny Fitsapana Mety ho Zakantsika, dia avy eo Izy Mifidy An’izay Fitsapana Hatrehintsika?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA