Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EZEKIELA 46-48

Fitahiana ho Azon’ny Israelita Nody Tany Amin’ny Taniny

Fitahiana ho Azon’ny Israelita Nody Tany Amin’ny Taniny

Nampahery an’ireo Israelita tany an-tsesitany ny fahitan’i Ezekiela momba ny tempoly. Nanamafy izy io fa ho tanteraka ireo faminaniana milaza fa hody any amin’ny taniny izy ireo. Ho zava-dehibe amin’ireo notahin’i Jehovah ny fivavahana marina.

Ho voazara tsara sy hilamina ilay tany, ary hiara-miasa ny olona

47:7-14

  • Hamokatra ilay tany

  • Samy hanana lova ny fianakaviana

Hisy ampahana tany ‘homena’ an’i Jehovah, alohan’ny hizarana an’ilay tany ho an’ny vahoaka

48:9, 10

Ahoana no hampisehoako fa ataoko loha laharana eo amin’ny fiainako ny fanompoana an’i Jehovah? (w06 15/4 27-28 § 13-14)