Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Septambra 2017

11-17 Septambra

EZEKIELA 46-48

11-17 Septambra
  • Hira 139 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Fitahiana ho Azon’ny Israelita Nody Tany Amin’ny Taniny”: (10 min.)

    • Ezk 47:1, 7-12: Hamokatra be ilay tany (w99 1/3 10 § 11-12)

    • Ezk 47:13, 14: Hahazo lova ny fianakaviana tsirairay (w99 1/3 10 § 10)

    • Ezk 48:9, 10: Hisy ampahana tany ‘homena’ an’i Jehovah, alohan’ny hizarana an’ilay tany ho an’ny vahoaka

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezk 47:1, 8; 48:30, 32-34: Nahoana ny Jiosy tany an-tsesitany no tsy nanantena hoe ho tanteraka ara-bakiteny ny tsipiriany rehetra tamin’ilay tempoly hitan’i Ezekiela? (w99 1/3 11 § 14)

    • Ezk 47:6: Nahoana i Ezekiela no nantsoina hoe “zanak’olona”? (it “Zanak’olona”)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 48:13-22

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp17.5 matoan-dahatsoratra: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp17.5: Miverina mitsidika olona efa nomena gazety tamin’ny fitoriana. Asehoy azy ny boky na bokikely iray natao hampianarana Baiboly.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 34 § 17: Asao hivory ilay olona.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA