Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA SEPTAMBRA 2016

5-11 Septambra

SALAMO 119

5-11 Septambra
  • Hira 48 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mandehana Amin’ny Lalàn’i Jehovah”: (10 min.)

    • Sl 119:1-8: Tsy maintsy mandeha amin’ny lalàn’Andriamanitra isika raha te ho sambatra (w05 15/4 10 § 3-4)

    • Sl 119:33-40: Manampy antsika hanana herim-po hiatrehana fitsapana ny Tenin’Andriamanitra (w05 15/4 12 § 12)

    • Sl 119:41-48: Tsy matahotra mitory isika rehefa mahalala tsara ny Tenin’Andriamanitra (w05 15/4 13 § 13-14)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 119:71: Nahoana no mahasoa ny miaritra fahoriana? (w06 1/9 14 § 4)

    • Sl 119:96: Inona no dikan’ny hoe “Hitako fa manam-petra ihany izay rehetra tonga lafatra”? (w06 1/9 14 § 5)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 119:73-93

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory hamorona fomba fitory mety aminy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 69

  • Raha Ankizy no Mamoha Trano”: (5 min.) Lahateny.

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (10 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo ampiasaina ny Diary (yb16 59-62). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 23 § 15-29, famerenana

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 13 sy Vavaka