Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Septambra 2016

26 Septambra–2 Oktobra

SALAMO 142-150

26 Septambra–2 Oktobra
  • Hira 134 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Lehibe i Jehovah ka Tena Mendrika Hoderaina”: (10 min.)

    • Sl 145: 1-9: Tsy misy fetrany ny fahalehibeazan’i Jehovah (w04 15/1 10 § 3-4; 11 § 7-8; 14 § 20-21; 15 § 2)

    • Sl 145:10-13: Mankalaza an’i Jehovah ireo tsy mivadika aminy (w04 15/1 16 § 3-6)

    • Sl 145:14-16: Manohana an’ireo tsy mivadika aminy i Jehovah (w04 15/1 17-18 § 10-14)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 143:8: Ahoana no azontsika iderana an’Andriamanitra isan’andro, araka io andininy io? (w10 15/1 21 § 1-2)

    • Sl 150:6: Inona ny zavatra tsy maintsy ataontsika, araka io andininy farany amin’ny bokin’ny Salamo io? (it “Vava” § 1)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 145:1-21

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) 1Pe 5:7: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Sl 37:9-11: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 9 § 3: Ampio ilay mpianatra hampihatra izay ianarany.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA