Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA SEPTAMBRA 2016

19-25 Septambra

SALAMO 135-141

19-25 Septambra
  • Hira 59 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mahatalanjona ny Fomba Nanaovana Antsika”: (10 min.)

    • Sl 139:14: Vao mainka isika hankasitraka an’i Jehovah raha mandinika ny zavaboary (w07 15/6 21 § 1-4)

    • Sl 139:15, 16: Hita avy amin’ny sela sy ny fototarazontsika fa hendry sy mahery i Jehovah (w07 15/6 22-23 § 7-11)

    • Sl 139:17, 18: Miavaka ny olombelona satria mahay miteny sy mieritreritra (w07 15/6 23 § 12-13; w06 1/9 16 § 8)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 136:15: Inona no lazain’io andininy io nefa tsy resahin’ilay fitantarana ao amin’ny Eksodosy? (it “Fanafahana ny Israelita avy Tany Ejipta”: “‘Nivaingana’ ny rano” § 3)

    • Sl 141:5: Inona no neken’i Davida Mpanjaka? (w15 15/4 31 § 1)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 139:1-24

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp16.5 16

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp16.5 16: Asao hivory ilay olona.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 8 § 8: Ampio ilay mpianatra hampihatra izay ianarany.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA